|
|
|
|

Teny iditra 1  aforitra
Fototeny  2 foritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alefitra, aketrona: Aforeto ny tanan' akanjonao rehefa hiasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be folded, to be turned down, to be wrapped. [1.2]
10 to be folded, to be bent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on plie, qu'on replie [1.3, 1.8]
12 qu'on courbe [1.3]
Ohatra  13  Sady henjana izy io nefa azo aforitra ihany koa ka azo folahina tsara amin' izay itia-vantsika azy. [2.445#64]

Fivaditsoratra  aforitra, 14 firaotra, 15 firoatra, 16 ifatraro

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19