Teny iditra | 1 afototra |
Fototeny | 2 fototra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Ohatra |
4 hay afototrao izy ity [2.117#60] 5 fa na dia afototra aza izy, dia mety maniry hiany [1.357] 6 ka ny nataoko ity no afototr' Andriamanitra amiko [2.996#7.1.7] 7 fomba fampianatra ny ankizy tsy mba nafototra amin' ny teny malagasy [2.296#10] 8 saingy ny afototra eo amin' ny fampiarana sy ny faminaniana no samy manana ny azy [1.381] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 afatotro, afototra, atofotra, faototra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |