|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  fototra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Antony voalohany nahatonga, niaviana: Andriamanitra no fototry ny soa rehetra ~ Tsy fahampian-tsakafo no fototry ny aretiny
Loharano niaviana, niandohana: Ratsizehena sy Ramianoka no fototry ny fianakavianay
Faka, fanorenana: Manapa-kazo amin' ny fotony / Mianjera ny trano raha tsy mafy orina ny fotony
Antony: Inona no fototra tsy itiavana azy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] root, origin, source
the foundation of a house; a stump of a tree in a river bed or mud
[Mal. pantat, fundament, bottom.]
5  [1.7] a root; a basic principle
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] racine; principe de base
7  [1.13] fondation, fondement, primaire, primordial
Ohatra  8  [2.470] tsy hita intsony na dia ny fototra aza.
9  [2.471] Ilay sekoly nianarako farany mantsy dia fampianaran-tena no fototra iompanany
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
16  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Lohateny  28  Finareta na hainteny : fahalalana fototra sy filozofia (Rabenandrasana Lalao François)
29  Fokonolona -- fototry ny firenena (Ramasindraibe Paul)
30  Manjaka vahoaka : Fototra iorenan'ny fanjakana malagasy (Ramasindraibe Paul)
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny fototra io

Teny iditra (2/9)32  fototra
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny anglisy  34  [1.2] a large torch of ox-dung burned in the ancestral corner of the house at the time of circumcision.
Fanazavàna teny frantsay  35  [1.196] [Betsileo, Merina] Grande torche faite avec le faux-tronc d'un bananier et enduite au sommet d'un mélange de graisse et de bouse de vache qu'on utilise lors des cérémonies de la circoncision

Teny iditra (3/9)36  fototra
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny malagasy  38  [1.10#F.662] zavatra isaina tsitelotelo: Nahalatsaka atody dimy fototra Ikalamainty (izany hoe 15)
Fanazavàna teny anglisy  39  [1.2] three eggs
Ohatra  40  [2.472] Lehilahy iray no tratran' ny tompony nanongotra mangahazo roa fototra.
Kamban-teny 

Teny iditra (4/9)43  fototra
Sokajin-teny  44  anarana
Fanazavàna teny malagasy  45  [1.1#386] Ny lafy ijadonan' ny haavo amin' ny sary marolafy
Fanazavàna teny frantsay  46  [1.13] base
base : k fototra A (A base K)
Voambolana  47  Matematika: rafitsary
Kamban-teny 

Teny iditra (5/9)49  fototra
Sokajin-teny  50  anarana
Fanazavàna teny anglisy  51  [1.2] the largest piece of wood in a native loom.

Teny iditra (6/9)52  fototra
Sokajin-teny  53  anarana
Fanazavàna teny frantsay  54  [1.196] (dans toute l'île) (du malais pantung) Base de tronc, fût d'un arbre. Nom des troncs d'arbres transportés par les crues et qui s'enlisent dans la vase ; par extension, arbres du bord des eaux. On s'en servait pour faire les soubassements des maisons en terrain marécageux.
Voambolana  55  Haizavamaniry

Teny iditra (7/9)56  fototra
Sokajin-teny  57  anarana
Fanazavàna teny frantsay  58  [1.196] Nom de divers arbres utilisés pour faire des piliers de fondation dans les terrains humides. Ce sont notamment :
sur la côte Est Barringtonia butonica J.R.Forst. (Lecythidaceae), [Betsimisaraka]
sur la côte Ouest Macaranga cuspidata Boivin ex Baill. (Euphorbiaceae). [Sakalava]
Voambolana  59  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (8/9)61  fototra
Sokajin-teny  62  anarana
Fanazavàna teny frantsay  63  [1.196] (dans toute l'île) Un individu végétal parmi d'autres : iray fototra : un seul pied ; par extension : pied-mère pour les végétaux multipliés par boutures, marcottes, etc.et formant un clone ; ou lignée pour les plantes multipliées par semis.
Voambolana  64  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (9/9)65  fototra
Sokajin-teny  66  anarana
Fanazavàna teny frantsay  67  [1.196] [Sihanaka] Signal de deux grandes perches de bois, de 9 à 15 m de long, croisées au sommet pour simuler des cornes. Il marque le lien où ont été célébrées les funérailles d'un personnage de marque (on ne peut en ériger, pour les femmes même princesses) mort en dehors du village où se trouve son tombeau de famille et où son corps doit être ramené. Aussi, nom des arbres qu'on utilise pour construire ce signal. Ils doivent avoir un bois particulièrement résistant et durable.
Voambolana  68  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  69  afototr, atofotr, fototra, tofotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08