|
|
|
|

Teny iditra1  ahafahana
Fototeny  2  afaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Ohatra  4  nahafahan'ny mpangalatra be dia be ny vary (Les voleurs ont enlevé beaucoup de riz) [1.3]
5  Tsy misy ahafahako na dia kely akory aza (Je n'ai pas un moment de libre) [1.3]
6  toa olom-boaozona, toa olom-boahidy sy voagadra mafy ao anatin' ny mandam-pahoriana tsy ahafahana. [2.470]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny ahafahana io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20