|
|
|
|

Teny iditra 1  ahafatra
Fototeny  2 hafatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny zavatra anafarana, ny hafatra: Izao no hahafatrao azy: asaivo tonga rahampitso vao maraina izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 l'objet de la commission, du message, de la recommendation [1.3]

Fivaditsoratra  10 afahatra, ahafatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19