|
|
|
|

Teny iditra 1  hafatra
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Teny apetraka amin' olona iray mba hampitainy amin' ny olon-kafa iray: Lasa nitondra hafatra izy
21 Torohevitra, didy, teny apetraka: Izao no hafatr' i Dada tamiko talohan' ny handehanany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 a message [1.2, 1.7]
23 a will, a testament, a request, an order for something. See didy. [1.2]
24 a recommendation; an order for merchandise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 message; recommandation; commande de marchandise [1.3, 1.8]
26 commission [1.3]
Ohatra  27  fa izao no hafatra nataony: [2.293#37]
28  Nifantoka mafy tao an-tsainy ny hafatra natao azy. [2.470#72]
29  Ary nametrahana hafatra koa ka milaza. [2.472#154]
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe hafatra
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  32 fahatra, hafatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21