|
|
|
|

Teny iditra 1  ahahaka
Fototeny  2 hahaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Aparitaka: Aza ahahaka ny vary
9 Aely atao fantatry ny olona hatraiza hatraiza: Tsy rabota tokony hahahakaizany vaovao izany
10 Lanina, robarobaina: Nahahany ny harenany ka tonga nahantra fadiranovana izy
11 Alana baraka, haratsina: Nahoana no ahahakao ny fianakavianay? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be scattered
13 fig. to be vilified, to be reproached. [1.2]
14 to be scattered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 qu'on répand, qu'on éparpille [1.8]
Ohatra  16  Ny azy ireny dia lalainy Fa toy ny lova tsy ahahaka; [2.436#]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ahahaka
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21