Teny iditra | ahahy (hahy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Apetraka mivelatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Ahahazo tsara ny lambanao sao tsy misy hoentinao rahampitso [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used in speaking of something dried in the sun. [1.2] | ||||||||
To be dried in the sun [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on sèche au soleil [1.8] | ||||||||
Ohatra | Ahahy avy hatrany ny lamba voasasa amin' izany.
[2.117] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny nalaina | Soratra misy io teny ahahy io | ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ahahy io | ||||||||
Fivaditsoratra | ahahy, hahay, hahia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
![]() |