|
|
|
|

Teny iditra 1  ahandrona
Fototeny  2 handrona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (rano) Tsy avoaka fa avela hitoby amin' ny toerana iray: Aza ahandrona eto ny rano fa mahabe moka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be left to stagnate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on rend stagnant, qu'on laisse à stagner [1.8]

Fivaditsoratra  ahandrona, 11 andrahano

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19