Teny iditra (1/2) | 1 nahandro |
Fototeny | 2 handro |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Toe-karena: hanina |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Teny ilazana ny hanina rehetra natao teo ambony afo -- na nandrahoina -- mba ho masaka: Dia naroson' ny tompon-trano ny nahandro 6 Fanatitra omena olona, izay natao handrahoina: Indreto izahay mitondra nahandro kely ho anareo, tompoko, ondry iray, akoho dimy, ary mangahazo iray harona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 a meal. See handro, sakafo. [1.2] 8 cooked food; cooking [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 mets cuisinés; repas; acte de cuisiner [1.8] |
Ohatra |
10 Manatitra ny nahandro, tompoko! [2.69] 11 Dia manaova nahandro, ataovy faingana. [2.298] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny nahandro io |
Teny iditra (2/2) | 15 nahandro |
Fototeny | 16 handro |
Sokajin-teny | 17 ny lasan' ny matoantenin' ny mpanao mahandro |
Fivaditsoratra | 18 handrona, handroña, nahandro |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |