|
|
|
|

Teny iditra 1  ahanta
Fototeny  2 hanta
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny olona entina hangatahan-javatra na ny zavatra entina hampihantan-jaza: Mofo sy vatomamy foana no ahantan-drainy an' i Fara kely [1.1]

Fivaditsoratra  ahanta, 9 antaha, 10 hataña, 11 Nahata, 12 Tahana, tahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19