|
|
|
|

Teny iditra 1  hanta
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  25 Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombompitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton' ny ankizy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  26 indulgence [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  27 action de tout accorder [1.8]
Tovy hevitra  28 hantahanta
Fikambanana  29  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe hanta
Ohabolana  30  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22