|
|
|
|

Teny iditra 1  ahaona
Fototeny  2 haona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao izay hifanenany, asaina mifanatrika: Nahaona ny an-kilany sy ny an-daniny teny amin' ny fitsarana
9 akambana, ampiadina, atambatra, avitrana: Ahaony ireo hazo roa ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 used of the persons made to meet. [1.2]

Fivaditsoratra  ahaona, 11 ahoana, 12 anahao

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19