|
|
|
|

Teny iditra1  hahao
Fototeny  2  haha
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hahana
Ohatra  4  hahao ity kofehy ity [1.1]
5  hahao ny ombikely fa mampalahelo [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  7  hahao, hahoa, haoha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31