|
|
|
|

Teny iditra 1  aharihary
Fototeny  2 harihary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Aseho tsara manontolo fa tsy misy miafina: Naharihariny ny marina ha menatra foana ireo nanendrikendrika azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 (?) used of that sought as riches. [1.2]
10 to be exposed to view, to be made known [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on expose à la vue, qu'on met en évidence, qu'on rend public [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19