| Teny iditra | 1 harihary |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Fisehoana tsara manontolo tsy misy miafina
15 Hariharin-tany: tany ngazana hita miharihary noho ny tsy fisian' ny ahitra manarontsarona azy 16 Rikarikan-tany 17 Hariharintaolana: vatana mahia dia mahia ka hita mitrakitraky ny taolana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 exposure.
[1.2] 19 exposure to view [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 exposition à la vue
[1.8] |
| Fikambanana | 21 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe harihary |
| Fivaditsoratra | harihary, 22 hirahira |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|