|
|
|
|

Teny iditra 1  ahenjana
Fototeny  2 henjana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mihenjana, mihinjitra: Ahenjano ny sandrinao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à raidir [1.3]
Ohatra  10  ... azo ahitsy amin' ny tsara na abirioka amin' ny ratsy, azo ahenjana na aketraka. [2.296#114]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19