| Teny iditra | 1 henjana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
26 Miridiridy mafy tsy milefitra: Henjana ny hatoko
27 Mafy, sarotra tanterahina: Henjana izany teny izany 28 Mahavizana: Henjana ity lalana ity [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
29 stiff; stretched tight; strict
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 raide
[1.3, 1.8, 1.13] 31 tendu [1.3, 1.8] 32 fort, robuste, vigoureux: Henjana izy (Il est vigoureux) 33 fatigant: Henjana iny làlana iny (Ce chemin est fatigant) [1.3] 34 rigoureux [1.8] 35 rigide [1.13] |
| Ohatra |
36 henjana ny tady (La corde est raide)
[1.3]
37 Toa sady mamanala izy izany no henjana be. [2.117#76] 38 Nasiana lalàna henjana mifehy ny miaramila. [2.508#500] 39 fa tsy mba henjana tahaky ny any ny ampondra. [2.48#65] |
| Fikambanana | 40 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe henjana |
| Ohabolana | 41 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|