|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ahiboka
Fototeny  2 hiboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hidiana amin' ny toerana anankiray ka tsy avala hivoaka: Ahibohy ao am-pahitra ny omby
9 Afantsika amin' ny asa iray: Nahibony tamin' ny fianarana ny zanany [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  ahiboka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 [Tankarana] nom d'une espèce d'herbe qui apaise les maux de ventre ; feuille large et épaisse. [1.19]
Voambolana  13  Haizavamaniry: ahitra

Fivaditsoratra  ahiboka, 14 akobahy, 15 habikoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19