|
|
|
|

Teny iditra1  ahimafana
Singan-teny  2  ahitra, mafana
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Zavamaniry mitsabo
Fanazavàna teny malagasy  5  Zavamaniry fanao ody kankana ny raviny izay tanehina atao antitra dia antitra (Spilanthes acmella) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  plante médicale, vermifuge [1.3]
7  (de ahitra = herbe, et mafana = chaud, brûlant). Spilanthes acmella A. Chev. (Asteraceae). Herbe à saveur brûlante. On en administre le décocté aux jeunes enfants contre les vers. [Merina] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  9  ahimafana, famiahana, miafahana

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/07