|
|
|
|

Teny iditra1  ahi-maitso
Singan-teny  2  ahitra, maitso
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2][ahimaitso] Green grass
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] herbe verte, fourrage vert
7  [1.13] verdure, gazon, pelouse
Ohatra  8  nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5]
Voambolana  9  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Fivaditsoratra  10 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21