|
|
|
|

Teny iditra 1  maitso
Fototeny  2 itso
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Enti-milaza zavatra mitovy volo amin' ny ravinkazo: Maitso tanora ny volon' ny ravin' akondro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 green
24 young [1.2#4081.7]
25 in the provinces it also means black [1.2#408]
26 immature [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  27 vert [1.3#420, 1.8]
28 jeune [1.3#420, 1.8]
29 tendre [1.3#420]
30 (de la racine itso, comparer au javanais : ijo) vert, se dit des fruits non mûrs. Mais pour les oranges, le riz et quelques autres exceptions, on doit dire manta (littéralement « cru »). [1.196]
Ohatra  31  maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra. [2.470#5]
32  Ny lalana voaaro ahitana jiro mena, mavo, maitso no azo antoka indrindra. [2.117#57]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Fikambanana  132  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 24 misy ny teny hoe maitso
Ohabolana  133  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  134  Ny Loko

Fivaditsoratra  135 atsimo, maitso, 136 matsoy, 137 misota, 138 Mosita, 139 samoty, 140 Tomasy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21