Teny iditra | 1 ahina (ahy) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 atahorana: ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody 4 karakaraina, raharahaina: tsy ahiny akory ny asany [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be cared for, to be concerned about, to be feared , to be suspicious about. [1.2] 6 to be cared for; to be cause for worry [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 dont on a soin; dont on s'inquiète; dont on se soucie [1.8] |
Ohatra |
8 Ny tsy ahina no mahafaty. [2.69] 9 Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny ahina io |
Fivaditsoratra | 16 ahina, an' iha, haina, ha~ina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |