| Teny iditra | 1 ahiratra |
| Fototeny | 2 hiratra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Sokafana (maso)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be opened wide (of the eyes)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 à écarquiller
[1.3] 11 être grands ouverts, qu'on écarquille (se dit des yeux) [1.8] |
| Ohatra |
12 ahirato ny masonao.
[1.1#38]
13 ahiratra tsara ny maso. [2.499#38] 14 Ary raha tsy mbola mipaka ao akekiny ka ahiratra ny masony: [2.48#247] |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | ahiratra, 16 haraitra, 17 Hararita |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|