|
|
|
|

Teny iditra 1  ahitsaka
Fototeny  2 hitsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina manitsaka, ampiasaina mba hanitsaka: Misy tsilo ny voditongony ka ny loharantsany no ahitsany rehefa mandeha [1.1]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ahitsaka

Fivaditsoratra  10 ahatsika, ahitsaka, 11 hatsiaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19