| Teny iditra | 1 hitsaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
16 [Bara] hosy, fihosena
[1.78] 17 Fanosena amin' ny tongotra; fanaovana tsinontsinona, fanamavoana, faniratsirana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 a footprint
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 empreinte du pied
[1.8] |
| Fikambanana | 20 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny hoe hitsaka |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 22 hatsika, hitsaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|