|
|
|
|

Teny iditra 1  ahoatra
Fototeny  2 hoatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampandalovina ambony, an-koatra..., alefa mihoatra...: Ahoary ny tamboho io entana io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à faire passer dessus, au delà: Hahoatrako amin' ny tamboho ny fanalahidy ka tantazo (Je vais faire passer la clef par dessus le mur, recevez-là) [1.3]
Ohatra  10  ary rahefa nisotro, maka indray ahoatra ny loha ny, dia asafo ny lolia ny. [2.48#388]

Fivaditsoratra  11 ahaotra, 12 aharato, ahoatra, 13 aohatra, 14 raha toa, 15 taoraha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19