| Teny iditra | 1 hoatra |
| Sokajin-teny | 2 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 jereo ohatra, izay tokony hanoratana an' io teny io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 like, equal
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 (pour ohatra) comme, de même que
[1.3] 11 comme, de même que [1.8] |
| Ohatra |
12 hoatra an’ iza izy ? hoatra iza izy ? (Comme qui est-il ? à qui ressemble-t-il ?)
[1.3#248]
13 hoatra ahy izy (Il est comme moi) [1.3#248] 14 Niasa hoatra ny nataoko izy (Il a travaillé comme moi) [1.3#248] |
| Tsipelina hafa | 15 ohatra |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe hoatra |
| Fivaditsoratra | 17 ahotra, 18 haotra, 19 harato, hoatra, 20 ohatra, 21 taharo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|