|
|
|
|

Teny iditra 1  ahodina
Fototeny  2 hodina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mihodina, izany hoe tsy mihetsika eo antoerana nefa hita manatrika ny tena ny lafiny rehetra tsirairay avy: Ahodina ny milina
9 Atodika mankany aoriana (ny loha): Nahodiny ny lohany raha vao nahita ahy izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be made to revolve, to be revolved [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on fait tourner, qu'on tourne comme une roue [1.8]
Ohatra  12  Hitan-dRainilaimanga fa tsy ho azo ahodina toy ny taloha ihany Randrianaivo [2.324]
13  lo ilay fanahin' ny Malagasy miantehitra tsy azo ahodina amin' Andriananahary. [2.296#108]

Fivaditsoratra  14 adonahy, ahodina, 15 andaohy, 16 andoahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19