|
|
|
|

Teny iditra1  hodina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fiverenana eo amin' ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan' ny loha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  A turning around [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Tournoiement [1.8]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Matoantenin' ny iharana :
8  Matoantenin' ny fameno :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  daniho, dinaho, hadino, hodina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31