|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ahosina
Fototeny  2 hosina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga boribory, na boribory lavalava [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  ahosina
Fototeny  10 hosina
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  16 Entina manafotetaka, atavona: Tsy manaiky aho fa nahosiny ny bokiko na arim-bilany
17 Fotetahana loto, vovoka...: Ahoseno amin' ny vovoka ange iny akanjonao vaovao iny e! [1.1]

Fivaditsoratra  18 ahasino, ahosina, 19 hasoany, 20 hoasany, 21 isahano, 22 sahoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19