| Teny iditra | 1 ahosotra |
| Fototeny | 2 hosotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Atao hosotra: Menaka manitra no nahosony ny volony ka nandraraka eran' ny trano
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be smeared on something
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Ce qui sert d'enduit, ce avec quoi on oint, on peint, on graisse, on frictionne: Inty ny lakomadina ahosotrao ny volondohanao (Voici de la pommade pour oindre vos cheveux) ~ Loko maitso no tokony hahosotrao ny varavarana rehetra (Il vous faut mettre de la peinture verte à toutes les portes) ~ Inty menaka ahosotrao ny vay (Voici un onguent pour mettre sur le furoncle)
[1.3] 11 avec quoi on peint; qu'on applique comme enduit [1.8] |
| Ohatra |
12 ny voantsevabe atono mafana apetaka ahosotra ny vavafery, dia mitanina andro.
[2.48#117]
|
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ahosotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|