| Teny iditra | 1 hosotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
24 a smearing, the act of applying a coating; an anointing
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 action d'enduire, d'oindre, de peindre
[1.3, 1.8] 26 Action de mettre un enduit, de passer une couche de peinture, de vernis, de chaux, de savon, de graisser, de frictionner, de laver le dos avec la main, de couvrir de boue 27 fig. action de calomnier [1.3] 28 badigeonnage [1.13] |
| Ohatra |
29 Fanjakana "voalahatr'Andriamanitra" ho an'ny vahoaka, ka ny Mpanjaka no nahazo "hosotra sy fitahiana" hanjaka.
[2.508#417]
|
| Fikambanana | 30 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe hosotra |
| Lahatsoratra | 31 Randzavola: hosotra ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 32 hatsôro, hosotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|