|
|
|
|

Teny iditra1  aingaina
Fototeny  2  ainga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Entanina: Irerỳ voalohany aingain' ny fony kokoa, iretsy faharoa tarihin' ny sainy kokoa (Antoine Rahajarizafy)
Bataina: Aingao io vato io raha matanjaka ianao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be lifted up, to be raised up.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#11] Qu’on soulève, qu’on lève, qu’on va chercher: Tsy azoko aingaina io entana io (Je ne puis soulever ce paquet)
Ohatra  7  Raha hitsahatra amin' ny fihinanam-bary dia aingaina any ambony loha ny lovia vao mijanona; [1.437#]
8  An-kevitry ny tsy diso ny fanombatombanan-dRaboto, satria tsy zakan' ny sandriko anila aingaina ilay tavoahangy! [2.471#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Lohateny  13  Aingaim-panahy vaovao (Rajohns Barthélémy)

Fivaditsoratra  14  aingaina, ainganay, iaingana, igananay, nagainay, nagianay

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08