Teny iditra | aisina (isina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Esorina, alana (lelo): Aisino ny lelon' Ikoto fa aza mifodelo lava izao Tapahina ny lohan' ny lahinjiro efa manjary lavenona [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny aisina io | ||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
![]() |