Fizahan-teny

Ohabolana : aisina

Ohabolana 1Ahy aza ny lelo aisiko. [1.1 #38]
Ahy aza ny lelo hahisiko ! [2.415 #6468]
Ahy, hono, izany lelo haisiko! [1.1 #539]
Fanazavana malagasyEnti-milaza hoe "raha mba izaho no nanankanaovana, asa fotsiny!". [1.1 #539]
Raha mba izaho no nanan-kanaovana, tsy maintsy ho vitako tsara mihitsy. [1.1 #38]
Dikanteny frantsaySi cela me regardait, comme je le moucherais bien ! [2.415 #6468]

Fizahan-teny