|
|
|
|

Teny iditra 1  aitatra
Fototeny  2 itatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 atao izay hahalehibe azy, halehibeazina: Naitatra ny tokotanin' ny sekoly fa nitombo ny mpianatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à agrandir, à étendre, à développer [1.3]

Fivaditsoratra  aitatra, 10 ataitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19