Teny iditra | itatra | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fampitomboana, fanalehibeazana [1.1] | |||||||||||||||
Fitomboana hadiry na halavana [1.13] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Dilatation [1.3, 1.13] | |||||||||||||||
Agrandissement, élargissement, expansion, augmentation, développement, amplification, empiétement [1.3] | ||||||||||||||||
Voambolana | Fizìka | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | atitra, itatra, taitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/19 |