|
|
|
|

Teny iditra 1  aiza
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  6 mpamaritra matoanteny: enti-manontany toerana: Aiza ianareo no mipetraka? ~ Aiza ny rainao?
7 Enti-miangavy, mitovy hevitra amin' ny hoe nday: Aiza io boky io, ry Naivo a!
8 Enti-mampitaha, ka ilazana fa misy elanelany lavitra: Tsy mianatra mihitsy ise, ry Isambilo; aiza ho aizan' ny fahaizan' Ikoto ato avaratra ny fahaizan' ise! [1.1]
9 ahia? (Tankarana)
10 aia? (Antefasy, Antesaka, Bara, Betsileo, Tandroy, Tankarana)
11 ay? (Bara)
12 aie? (Mahafaly)
13 akaa? (Betsimisaraka)
14 haia? (Tankarana) [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  15 where? Whither? In what place? How? When followed by No it means, by what means? See aia. [1.2]
16 where? [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 où? [1.8]
Ohatra  18  Ho aiza ianareo roa lahy? [2.472#199]
19  aiza no ahalalanao izany? [2.499#80]
20  Mba lasa koa aho fa hanava-tena aiza moa! [2.4#129]
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny hoe aiza

Fivaditsoratra  aiza, 22 Azia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19