|
|
|
|

Teny iditra 1  ajadona
Fototeny  2 jadona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mijadona, atsatoka; terena hatao ka tsy azo valiana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à planter, à ficher
10 figuré: à exiger avec empire [1.3#289]
Ohatra  11  Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala etý [2.996#]

Fivaditsoratra  ajadona, 12 Joadana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19