|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  jadona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza fijoroana mahitsy, tsy mihetsika
Teny andidiana tsy maintsy arahina, tsy azo valiana: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian' ny olona
4  [1.13] tomba fitondrana tsy refesi-mandidy ary tsy azo iadian-kevitra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] despotic authority
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#289, 1.8] despotisme
7  [1.3#289] Position droite, fixe
figuré: la raison du plus fort
8  [1.13] dictature
Ohatra  9  izany no manao lenin-dahy ary manao jadona, ka tsy tia' ny Mpanjaka raha tsy teny ifanekena: [2.48]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Teny nalaina  20  Soratra misy io teny jadona io

Teny iditra (2/5)21  jadona
Sokajin-teny  22  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  23  [1.7] authoritarian
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.8] despotique

Teny iditra (3/5)25  jadoña
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27  [1.78] [Tanala] mpiambina andro na alina
Tovy hevitra  28  gadoña

Teny iditra (4/5)29  jadona
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny frantsay  31  [1.13] perpendiculaire
Voambolana  32  Matematika: rafitsary
Sampanteny 
33  Anarana :
Kamban-teny 

Teny iditra (5/5)35  Jadòna
Sokajin-teny  36  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  37  [2.996] Jadon
Fanazavàna teny frantsay  38  [2.996] Yadôn
Voambolana  39  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  40  Toko sy andininy momba Jadòna

Fivaditsoratra  41  ajadon, jadona, jadoña, najado

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08