|
|
|
|

Teny iditra 1  akaikikaiky
Fototeny  2 akaiky
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  6 tsy dia lavitra loatra; somary eo anila; antomotra ihany [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  7 [akekikeky] assez proche, assez près [1.3]
Ohatra  8  Efa mba akaikikaiky ny fotoam-pinjinjana, ka velom-bolo ny tantsaha [1.62]
9  Nanatona akaikikaiky izy hitazana. [2.472#213]
Tsipelina hafa  10 akekikeky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22