Teny iditra | 1 akaiky |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy lavitra: Aza matahotra ianao fa akaiky ihany ny tranonay Antomotra na akaiky ara-potoana: Efa akaiky itỳ ny fanadinana, rankizy, ka mikezaha mafimafy kokoa indray Anila, ankila: Mipetraha eto akaikiko ianao Mifanila, mifanolotra, mifanolobodirindrina: Akaikin' ny tranonay ny fonenany Tsy lavitra ara-pihavanana: Akaiky anay kokoa Rakoto noho ianao, satria zanak' olo-mpirahalahy izahay, fa isika kosa mbola zafin' ny mpianadahy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] near, near together, near by, close at hand. 5 [1.7] near |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#13] comme akeky 7 [1.8] près |
Ohatra |
8 Misy lahindrano mandalo eo akaiky. [2.472] 9 Avia aloha, Rainy, eto akaikiko eto e! [2.470] 10 Eo akaikin' i Hesbona no misy izany toerana izany. [1.38] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 18 akeky |
Tohi-kevitra | 19 lavitra |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 26 akaiki, akaiky, kiakia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |