|
|
|
|

Teny iditra 1  akambana
Fototeny  2 kambana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atambatra: Nakambana ny lakilasy roa fa tsy ampy ny mpampianatra
9 Ampiadina, apaka: Tsy nakamban' ny mpandrafitra tsara ny hazo fisaka amin' ny latabatra
10 Ampiraisina: Akamban' ny tombontsoa ireo olona ireo na dia tsy mifankatia firy aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be joined together [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on joint, qu'on unit, qu'on ajuste [1.3#306, 1.8]
13 Qu’on réunit, qu’on met ensemble, qu’on réconcilie. [1.3#306]
Ohatra  14  Hakambako ny fihavananareo roa lahy (Je vous réconcilierai tous les deux) [1.3#306]
15  koa amin' izany dia akambana ny hoe lineara sy lantsa, ka atao hoe lineara-lantsa. [1.357#]
16  Nakambana ny tànan’ ilay mpangalatra (On a joint, uni par un même lien les mains de ce voleur) [1.3#306]
17  Nakambako ny entana roa, fa maivana loatra (J'ai réuni les deux paquets, parce qu’ ils sont trop légers) [1.3#306]
18  Hakambana ny mpianatra rehetra rahampitso mba hadinina (On réunira demain tous les élèves pour les examiner) [1.3#306]
19  Izay nakamban' Andriamanitra tsy azon’ olombelona sarahina (Les hommes ne peuvent séparer ceux que Dieu a unis) [1.3#306]
20  Izao no fombany anankiray vokatry ny roa raha akambana : Taló sy odovy - aretina no vokany Tany sy trano - fiarenana id. [1.437#]
21  Tsy nakambanao tsara ny hazo fisaka amin’ ny latabatra (Vous n’avez pas bien joint, ajusté les planches de la table) [1.3#306]
22  Nakambana tamin’ ny trano iray ny entana rehetra (Tous les paquets ont été réunis, mis ensemble dans une seule maison) [1.3#306]
23  ny fihodinana faharoa dia akambana amin' ny an' ny solombavambahoaka ny 20 desambra. [4.27#]
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  akambana, 25 ambakana, 26 manabakà, manabaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06