| Teny iditra (1/2) | 1 kambana |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Zaza roa, na mihoatra, indray aterak' olona anankiray: Nanao kambantelo Rasoa
21 Indray naterak' olona iray: Kambana izy roa ireny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 a twin, twins
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 Jumeaux, semblables
24 Assemblage, union de plusieurs [1.3] 25 jumeau [1.8, 1.13] 26 connexion [1.13] |
| Ohatra |
27 Satria teraka kambana va izy?
[2.270#]
28 Faty kambana re ity, ray olona e! [2.499#] 29 Mpirahavavy kambana, hono, Rahanta sy Rambolatiana. [2.817#] |
| Fikambanana | 30 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny how kambana |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 32 kambana |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 [Tankarana] gui, mousse.
[1.19] |
| Voambolana | 35 Haizavamaniry: ahitra |
| Tovy hevitra | 36 hambina, kambina |
| Fivaditsoratra | 37 ankamba, kambana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17 |
|