|
|
|
|

Teny iditra1  akangaina
Fototeny  2  akanga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ampianarina ho fetsifetsy: Aza mety hakangainy ise, ry Koto a!
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#13] Qu'on style à la rouerie, qu’on laisse se livrer à ses défauts
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  akangaina, iakangana, nanagaika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21