Teny iditra (1/3) | 1 akanga |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazam-borondia izay mipentimpentina mainty sy fotsy ny volony ary fatra-piara-dia maro ka sarotra vakina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] the guinea fowl, Numida mitrata, Pall. [Swa. ka'nga.] 5 [1.7] the guinea hen |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.54, 1.8] pintade |
Ohatra |
7 Mitsararaka maneno ny akanga any ambonin' ny ala miandrandra [2.69#225] |
Voambolana |
8 Haibiby: vorona |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 37 Ohabolana misy io teny akanga io |
Sary |
|
Teny iditra (2/3) | 39 akanga |
Sokajin-teny | 40 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
41 [1.78] [Taimoro]
vahoaka, karilahy 42 [1.1] Enti-milaza olona fetsifetsy sy fangoloka amin' ny halatra sy ny fanambakana |
Fanazavàna teny anglisy |
43 [1.2] [Provincial]
a rascal |
Fanazavàna teny frantsay |
44 [1.3#13] un filou, un fripon, un fin matois 45 [2.415] les fripons et des gens rusés |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 50 akangalahy, akangavavy |
Teny iditra (3/3) | 51 akanga |
Sokajin-teny | 52 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
53 [1.196] (allusion aux macules des fruits qui rappelleraient le plumage bigarré de la pintage). Voacanga thouarsii Roem. & Schult. (Apocynaceae). Arbres des terrains marécageux, dans toute l'île. Riche en alcaloïdes. [Betsimisaraka]
|
Voambolana |
54 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 56 akanga, angàka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |