Teny iditra | 1 akanjoina |
Fototeny | 2 akanjo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Omena akanjo, tafina: Akanjoy ny zaza mahantra, fa tsy misy manafy izy ireny [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be dressed. To be clothed. Akanjoana also used. [1.2] |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 10 akanjoana |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny akanjoina io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |