Teny iditra | 1 akanjo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anarana itambaran' ny fitafiana voazaitra entina hanafy ny vatana, mba ho takon-kenatra aloha voalohany indrindra sy hiaro amin' ny hatsiaka, ary tatỳ aoriana mba ho endri-javatra mahafinaritra koa: Nentiny nanaovana maso vao tamin' ny Krismasy ilay akanjony vao nozairina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a coat, outer garment, dress. [Swa. ka'nza, or Fr. canezon.] 5 [1.7] clothing; a dress; a shirt |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#14] nom générique des habits, de l'habillement, du costume 7 [1.8] vêtement ; une robe, une chemise 8 [1.68] [Vezo] habit, vêtement |
Ohatra |
9 Ny akanjo mafana mbola tsy nananana. [2.356#] 10 Veloma ry akanjo, veloma ry baolina! [2.117#] 11 Manjaitra akanjo hanaovako amin'ny fety íneny. [2.332#] |
Voambolana |
12 Toe-karena: zaitra |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny | 88 Rovitr' akanjon i Denise (Rapatsalahy Paul) |
Ohabolana | 89 Ohabolana misy io teny akanjo io |
Fivaditsoratra | 90 akanjo, janako, najako, nojaka, onjaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |