|
|
|
|

Teny iditra1  akatatra
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry
4  Toe-karena: fambolena
Fanazavàna teny malagasy  5  fakofako na akotry mifangaro amin'ny fotsim-bary [Tanala] [1.78]
6  vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  unhusked rice. See akotry [1.2]
Tsipelina hafa  8  akata
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny akatatra io

Fivaditsoratra  10  akatatra, atakatra, tarataka, tataraka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31